Tilane.

Fanampi-panazavana

“Vide-dressing” natao tamin’ny taona 2020 Anisan’ireo hetsika voalohany nataon’i Tilane

NY EKIPA FRANTSA

Ny ekipa eto Frantsa dia mikarakara hetsika fitadiavam-bola maro samihafa toy ny “vide-dressing”, fampisehoana an-kira sy ny sisa.

Voir plus

NY EKIPA MADAGASIKARA

Ny ekipa eto Madagasikara no miandraikitra ireo asa fanohanana eto an-toerana toy ny fanampiana ny Akany Felana Maintso.

Voir plus

FANOHANANA

Hahafahana manohy ireo asa fanampiana ny Akany Felana Maintso (ara-tsakafo, ny fanavaozana ny trano, ny fanabeazana ireo ankizy) sy ireo hetsika ara-tsosialy ary koa ho an’ny tontolo iainana, kasain’i Tilane hatao.

Donation